12 lines
382 B
Markdown
12 lines
382 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ny mpanoratra manohy manoritsoritra izay nataon'Andriamanitra ho an'ny vahoakan'Israely.
|
|
|
|
# tahaka ny ondry ... tahaka ny ondry aman'osy
|
|
|
|
Ny mpanoratra miteny momba ny Israelita toy ny hoe ondry. Izany midika fa niahy sy niaro ny vahoaka tahaka ny ataon'ny mpiandry ondry amin'ny ondriny Andriamanitra.
|
|
|
|
# nandifotra
|
|
|
|
"nandrakotra tanteraka"
|