plt_tn/psa/078/052.md

382 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanoratra manohy manoritsoritra izay nataon'Andriamanitra ho an'ny vahoakan'Israely.

tahaka ny ondry ... tahaka ny ondry aman'osy

Ny mpanoratra miteny momba ny Israelita toy ny hoe ondry. Izany midika fa niahy sy niaro ny vahoaka tahaka ny ataon'ny mpiandry ondry amin'ny ondriny Andriamanitra.

nandifotra

"nandrakotra tanteraka"