plt_tn/psa/078/017.md

12 lines
281 B
Markdown

# Nihantsy an'Andriamanitra izy ireo
Izy ireo naniry an'Andriamanitra hanaporofo fa afaka manao izay nolazainy hataony Izy mialohan'ny hinoan'izy ireo Azy.
# tamin'ny fony
"tamin'ny fony manontolo"
# mba hahavoky azy ireo
"mba hahafahan'izy ireo mihinam-be araka izay iriany"