# Nihantsy an'Andriamanitra izy ireo Izy ireo naniry an'Andriamanitra hanaporofo fa afaka manao izay nolazainy hataony Izy mialohan'ny hinoan'izy ireo Azy. # tamin'ny fony "tamin'ny fony manontolo" # mba hahavoky azy ireo "mba hahafahan'izy ireo mihinam-be araka izay iriany"