plt_tn/psa/072/017.md

347 B

Haharitra mandrakizay anie ny anarany

"hahalala mandrakariva ny momba azy anie ny olona" na "tsy hanadino mihitsy ny maha iza azy anie ny olona"

ny anarany

"ny anaran'ny mpanjaka" na "ny lazan'ny mpanjaka"

tahaka ny masoandro

"raha mbola mamiratra koa ny masoandro"

hiantso azy hoe sambatra

"hahatadidy fa Andriamanitra nitahy azy"