# Haharitra mandrakizay anie ny anarany "hahalala mandrakariva ny momba azy anie ny olona" na "tsy hanadino mihitsy ny maha iza azy anie ny olona" # ny anarany "ny anaran'ny mpanjaka" na "ny lazan'ny mpanjaka" # tahaka ny masoandro "raha mbola mamiratra koa ny masoandro" # hiantso azy hoe sambatra "hahatadidy fa Andriamanitra nitahy azy"