plt_tn/psa/071/012.md

28 lines
806 B
Markdown

# aza manalavitra ahy
"mitoera akaiky ahy"
# faingàna havanotra ahy
"avoty haingana aho"
# Aoka izy ireo ho menatra sy rava, dia ireo izay feno fankahalana amin'ny fiainako
"Aoka ireo izay mankahala ny fiainako ho menatra sy rava"
# dia ireo izay feno fankahalana amin'ny fiainako
"ireo izay miampanga ahy amin'ny fanaovan-dratsy" (UDB)
# aoka izy ireny ho rakotra latsa sy fahafam-baraka, dia izay mitady ny fahavoazako
"aoka ireo izay mitady ny fahavoazako ho rakofana latsa sy fahafam-baraka"
# aoka izy ireny ho rakotra latsa sy fahafam-baraka
"rakofy latsa sy faham-baraka izy ireo." Ny anarana dia azo avadika ho matoanteny. DH: "handatsa azy ireo anie ny olon-drehetra, ary tsy hisy hanome voninahitra azy ireo"
# dia izay mitady ny fahavoazako
"ireo izay mitady fomba hamelezana ahy"