plt_tn/psa/071/012.md

806 B

aza manalavitra ahy

"mitoera akaiky ahy"

faingàna havanotra ahy

"avoty haingana aho"

Aoka izy ireo ho menatra sy rava, dia ireo izay feno fankahalana amin'ny fiainako

"Aoka ireo izay mankahala ny fiainako ho menatra sy rava"

dia ireo izay feno fankahalana amin'ny fiainako

"ireo izay miampanga ahy amin'ny fanaovan-dratsy" (UDB)

aoka izy ireny ho rakotra latsa sy fahafam-baraka, dia izay mitady ny fahavoazako

"aoka ireo izay mitady ny fahavoazako ho rakofana latsa sy fahafam-baraka"

aoka izy ireny ho rakotra latsa sy fahafam-baraka

"rakofy latsa sy faham-baraka izy ireo." Ny anarana dia azo avadika ho matoanteny. DH: "handatsa azy ireo anie ny olon-drehetra, ary tsy hisy hanome voninahitra azy ireo"

dia izay mitady ny fahavoazako

"ireo izay mitady fomba hamelezana ahy"