plt_tn/psa/069/034.md

20 lines
679 B
Markdown

# Aoka ny lanitra sy ny tany hidera Azy ... ny ranomasina
Eto ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina dia lazaina toy ny hoe olombelona izay afaka midera an'Andriamanitra.
# ny ranomasina sy izay rehetra mihetsiketsika ao aminy.
Tokony ho efa fantatra ny hoe "Aoka ... hidera Azy." DH: "aoka ny ranomasina sy izay rehetra mihetsiketsika ao aminy hidera Azy"
# Andriamanitra hanavotra an'i Ziona
Eto "Ziona" manondro ny vahoaka ao Ziona. DH: "Andriamanitra hanavotra ny vahoakan'i Ziona"
# hanao izany ho fananana
Ny teny "izany" dia manondro ny tanin'ny Joda.
# izay tia ny Anarany
Eto "anarana" manondro an'Andriamanitra tenany mihitsy. DH: "izay tia an'Andriamanitra"