# Aoka ny lanitra sy ny tany hidera Azy ... ny ranomasina Eto ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina dia lazaina toy ny hoe olombelona izay afaka midera an'Andriamanitra. # ny ranomasina sy izay rehetra mihetsiketsika ao aminy. Tokony ho efa fantatra ny hoe "Aoka ... hidera Azy." DH: "aoka ny ranomasina sy izay rehetra mihetsiketsika ao aminy hidera Azy" # Andriamanitra hanavotra an'i Ziona Eto "Ziona" manondro ny vahoaka ao Ziona. DH: "Andriamanitra hanavotra ny vahoakan'i Ziona" # hanao izany ho fananana Ny teny "izany" dia manondro ny tanin'ny Joda. # izay tia ny Anarany Eto "anarana" manondro an'Andriamanitra tenany mihitsy. DH: "izay tia an'Andriamanitra"