plt_tn/psa/069/028.md

12 lines
426 B
Markdown

# Aoka izy ireo ho voafafa
Eto ny "izy ireo" dia manondro ny anaran'ireo fahavalo. DH: "fafao ny anaran'izy ireo"
# tsy ho voasoratra
"aza soratana ny anaran'izy ireo"
# aoka ny famonjenao, Andriamanitra o, hametraka ahy amin'ny avo
Ny anarana "famonjena" dia azo ambara ho matoanteny "mamonjy." Eto "amin'ny avo" dia manondro toerana azo antoka. DH: "Andriamanitra o, vonjeo aho ary apetraho amin'ny toerana azo antoka"