plt_tn/psa/069/028.md

426 B

Aoka izy ireo ho voafafa

Eto ny "izy ireo" dia manondro ny anaran'ireo fahavalo. DH: "fafao ny anaran'izy ireo"

tsy ho voasoratra

"aza soratana ny anaran'izy ireo"

aoka ny famonjenao, Andriamanitra o, hametraka ahy amin'ny avo

Ny anarana "famonjena" dia azo ambara ho matoanteny "mamonjy." Eto "amin'ny avo" dia manondro toerana azo antoka. DH: "Andriamanitra o, vonjeo aho ary apetraho amin'ny toerana azo antoka"