plt_tn/psa/069/024.md

20 lines
531 B
Markdown

# Araraho amin'izy ireo ny fahatezeranao
Ny fampiharan'Andriamanitra ny hatezerany dia faritana toy ny hoe Izy nandraraka izany tamin'ireo fahavalony tahaka ny rano.
# fahatezeranao
"fahavinirana" na "hatezerana"
# ny firehetan'ny hatezeranao
"ny hatezeranao mirehitra" na "ny hatezeranao maherivaika"
# hahatratra azy ireo
Ny fitsaran'Andriamanitra amin'ireo fahavalony dia faritana toy ny hoe Izy nihazakazaka nanenjika azy ireo ka nahatratra azy ireo.
# ho foana
Ity anarana ity dia azo avadika ho asa. DH: "tonga lao"