plt_tn/psa/069/024.md

531 B

Araraho amin'izy ireo ny fahatezeranao

Ny fampiharan'Andriamanitra ny hatezerany dia faritana toy ny hoe Izy nandraraka izany tamin'ireo fahavalony tahaka ny rano.

fahatezeranao

"fahavinirana" na "hatezerana"

ny firehetan'ny hatezeranao

"ny hatezeranao mirehitra" na "ny hatezeranao maherivaika"

hahatratra azy ireo

Ny fitsaran'Andriamanitra amin'ireo fahavalony dia faritana toy ny hoe Izy nihazakazaka nanenjika azy ireo ka nahatratra azy ireo.

ho foana

Ity anarana ity dia azo avadika ho asa. DH: "tonga lao"