plt_tn/psa/068/007.md

24 lines
802 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Davida manomboka mitantara ny tantaran'Andriamanitra nitarika ny Israelita namakivaky ny tany efitra ka hatrany amin'ny tendrombohitra Sinay.
# raha nivoaka Ianao ... rehefa nandeha namakivaky Ianao
Ireo andianteny roa ireo dia manondro zava-mitranga tokana.
# raha nivoaka teo anatrehan'ny vahoakanao Ianao
"nitarika ny vahoakanao Ianao"
# rehefa nandeha namakivaky ny tany efitra Ianao
Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe miaramila mizotra mankany amin'ny vahoakan'Israely.
# ny lanitra ihany koa nitete orana ... fanatrehan'Andriamanitra
"Andriamanitra nahatonga orana"
# tamin'ny fanatrehan'Andriamanitra
Ity fomba fiteny ity eto dia manondro ny fisehon'Andriamanitra teo anoloan'ny Israelita. DH: "rehefa niseho tamin'ny Israelita Andriamanitra"