plt_tn/psa/068/007.md

802 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Davida manomboka mitantara ny tantaran'Andriamanitra nitarika ny Israelita namakivaky ny tany efitra ka hatrany amin'ny tendrombohitra Sinay.

raha nivoaka Ianao ... rehefa nandeha namakivaky Ianao

Ireo andianteny roa ireo dia manondro zava-mitranga tokana.

raha nivoaka teo anatrehan'ny vahoakanao Ianao

"nitarika ny vahoakanao Ianao"

rehefa nandeha namakivaky ny tany efitra Ianao

Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe miaramila mizotra mankany amin'ny vahoakan'Israely.

ny lanitra ihany koa nitete orana ... fanatrehan'Andriamanitra

"Andriamanitra nahatonga orana"

tamin'ny fanatrehan'Andriamanitra

Ity fomba fiteny ity eto dia manondro ny fisehon'Andriamanitra teo anoloan'ny Israelita. DH: "rehefa niseho tamin'ny Israelita Andriamanitra"