20 lines
617 B
Markdown
20 lines
617 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
|
|
|
|
# Salamo nataon'i Davida
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.
|
|
|
|
# fatratra
|
|
|
|
"tokoa"
|
|
|
|
# mangetaheta Anao ny fanahiko, ary maniry Anao ny nofoko
|
|
|
|
Mitovy ny hevitr'ireo fehezanteny ireo ary niaraka nampiasaina izany mba hanasongadinana ny halehiben'ny fanirian'ny mpanoratra hiaraka amin'Andriamanitra. DH: "maniry ny hiaraka Aminao fatratra ny amiko manontolo"
|
|
|
|
# maina sy karakaina
|
|
|
|
"migaina,tany maina"
|