# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Salamo nataon'i Davida Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida. # fatratra "tokoa" # mangetaheta Anao ny fanahiko, ary maniry Anao ny nofoko Mitovy ny hevitr'ireo fehezanteny ireo ary niaraka nampiasaina izany mba hanasongadinana ny halehiben'ny fanirian'ny mpanoratra hiaraka amin'Andriamanitra. DH: "maniry ny hiaraka Aminao fatratra ny amiko manontolo" # maina sy karakaina "migaina,tany maina"