plt_tn/psa/049/016.md

564 B

mitombo ny voninahitry ny ankohonany

Ny teny hoe "voninahitra" eto dia manondro ny harena na fananana. Ireo mety ho heviny dia 1) "rehefa mahazo harena maro kokoa ao an-tranony izy" na 2) "rehefa tonga manan-karena kokoa ny ankohonany"

tsy hitondra na inona na inona

"tsy hitondra na inona na inona miaraka aminy any am-pasana akory izy"

tsy hidina hanaraka azy ny voninahiny

Ny andianteny hoe "midina" dia manondro ny fotoana ahafatesan'ny olona. DH: "tsy mba hanaraka ny voninahiny rehefa maty izy" na "tsy hahatazona ny lazany akory izy rehefa maty"