plt_tn/psa/049/016.md

12 lines
564 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mitombo ny voninahitry ny ankohonany
Ny teny hoe "voninahitra" eto dia manondro ny harena na fananana. Ireo mety ho heviny dia 1) "rehefa mahazo harena maro kokoa ao an-tranony izy" na 2) "rehefa tonga manan-karena kokoa ny ankohonany"
# tsy hitondra na inona na inona
"tsy hitondra na inona na inona miaraka aminy any am-pasana akory izy"
# tsy hidina hanaraka azy ny voninahiny
Ny andianteny hoe "midina" dia manondro ny fotoana ahafatesan'ny olona. DH: "tsy mba hanaraka ny voninahiny rehefa maty izy" na "tsy hahatazona ny lazany akory izy rehefa maty"