plt_tn/psa/042/005.md

992 B

Nahoana no mitanondrika ianao, ry fanahiko? Nahoana ianao no tohina ao anatiko?

Ny mpanoratra manondro ny ao anatiny ho toy ny "fanahy." Mametraka ity fanontaniana ity izy mba hibedesana ny tenany. DH: "Tsy tokony hotanondrika aho. Tsy tokony hanahy aho"

mitanondrika

Ny mpanoratra miteny ny fahaketrahana na hakiviana toy ny hoe ny fanahiny izay mitanondrika izany. DH: "kivy"

Manantenà an'Andriamanitra

Ny mpanoratra manohy miteny amin'ny fanahiny ary mibaiko izany hatoky an'Andriamanitra.

Andriamanitro o, ny fanahiko

Ny mpanoratra manomboka milaza amin'Andriamanitra ny momba ny fanahiny.

mahatsiaro

Ity andianteny ity midika hoe mihevitra ny momban'ny zavatra iray. DH: "mihevitra anao aho"

ny tanin'ny Jordana

Izany dia angamba manondro ny avaratr'i Israely, izay hioiran'ny ony Jordana. DH: "ny tany izay hipoiran'ny renirano Jordana"

tendro

tampon-tendrombohitra

havoan'i Mizara

Izany dia anarana havoana iray ao amin'ny vidin-tendrombohitra Hermona.