plt_tn/psa/042/005.md

32 lines
992 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nahoana no mitanondrika ianao, ry fanahiko? Nahoana ianao no tohina ao anatiko?
Ny mpanoratra manondro ny ao anatiny ho toy ny "fanahy." Mametraka ity fanontaniana ity izy mba hibedesana ny tenany. DH: "Tsy tokony hotanondrika aho. Tsy tokony hanahy aho"
# mitanondrika
Ny mpanoratra miteny ny fahaketrahana na hakiviana toy ny hoe ny fanahiny izay mitanondrika izany. DH: "kivy"
# Manantenà an'Andriamanitra
Ny mpanoratra manohy miteny amin'ny fanahiny ary mibaiko izany hatoky an'Andriamanitra.
# Andriamanitro o, ny fanahiko
Ny mpanoratra manomboka milaza amin'Andriamanitra ny momba ny fanahiny.
# mahatsiaro
Ity andianteny ity midika hoe mihevitra ny momban'ny zavatra iray. DH: "mihevitra anao aho"
# ny tanin'ny Jordana
Izany dia angamba manondro ny avaratr'i Israely, izay hioiran'ny ony Jordana. DH: "ny tany izay hipoiran'ny renirano Jordana"
# tendro
tampon-tendrombohitra
# havoan'i Mizara
Izany dia anarana havoana iray ao amin'ny vidin-tendrombohitra Hermona.