plt_tn/psa/037/005.md

833 B

Atolory an'i Yaveh ny lalanao

Eto ny "omeo ny lalanao" dia fomba fiteny izay midika ho fangatahana amin'i Yaveh hibaiko ny fiainanao. DH: "Mangataha an'i Yaveh hitantana ny asanao eo amin'ny fiainanao"

hiasa ho anao Izy

Ity dia maneho fomba ara-dalàna iray hafa. Eto, rehefa mitoky amin'i Yaveh ny olona iray, dia hiaro izany olona izany Izy ary hanatanteraka fahamarinana ho an'izany olona izany.

tahaka ny andro mazava ... tahaka ny andro amin'ny mitatao vononana

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy.

tahaka ny andro mazava

Izany dia midika "ampahibemaso." DH: "mazava jerena toy ny taratry ny andro"

tahaka ny andro amin'ny mitatao vononana

Izany dia midika "miseho tahaka ny masoandro amin'ny atoandro be nanahary." DH: "mora hita tahaka ny hazavana amin'ny fotoana mazava indrindran'ny andro"