# Atolory an'i Yaveh ny lalanao Eto ny "omeo ny lalanao" dia fomba fiteny izay midika ho fangatahana amin'i Yaveh hibaiko ny fiainanao. DH: "Mangataha an'i Yaveh hitantana ny asanao eo amin'ny fiainanao" # hiasa ho anao Izy Ity dia maneho fomba ara-dalàna iray hafa. Eto, rehefa mitoky amin'i Yaveh ny olona iray, dia hiaro izany olona izany Izy ary hanatanteraka fahamarinana ho an'izany olona izany. # tahaka ny andro mazava ... tahaka ny andro amin'ny mitatao vononana Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy. # tahaka ny andro mazava Izany dia midika "ampahibemaso." DH: "mazava jerena toy ny taratry ny andro" # tahaka ny andro amin'ny mitatao vononana Izany dia midika "miseho tahaka ny masoandro amin'ny atoandro be nanahary." DH: "mora hita tahaka ny hazavana amin'ny fotoana mazava indrindran'ny andro"