plt_tn/psa/037/001.md

684 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobenhy:

Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Salamo nataon'i Davida

Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.

Aza tsiravina amin'ireo mpanao ratsy

"Aza avela hanohina anao ny olona ratsy fanahy" na "Aza mety ho tohina amin'izay ataon'ny olona ratsy fanahy" (UDB)

maina tahaka ny bozaka ... halazo tahaka ny zava-maitso

Ny mpanao ratsy dia lazaina toy ny hoe ahitra sy zava-maitso izay maina sy maty amin'ny andro mafana. Ireo fampitahana roa ireo dia midika fa ho faty izy ireo. DH: "maty" na "tonga amin'ny fiafarana"