plt_tn/psa/037/001.md

16 lines
684 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobenhy:
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Salamo nataon'i Davida
Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.
# Aza tsiravina amin'ireo mpanao ratsy
"Aza avela hanohina anao ny olona ratsy fanahy" na "Aza mety ho tohina amin'izay ataon'ny olona ratsy fanahy" (UDB)
# maina tahaka ny bozaka ... halazo tahaka ny zava-maitso
Ny mpanao ratsy dia lazaina toy ny hoe ahitra sy zava-maitso izay maina sy maty amin'ny andro mafana. Ireo fampitahana roa ireo dia midika fa ho faty izy ireo. DH: "maty" na "tonga amin'ny fiafarana"