16 lines
411 B
Markdown
16 lines
411 B
Markdown
# Ianao nametraka ny tongotro
|
|
|
|
Eto ny "tongotro" dia manondro ny mpanoratra. DH: "Ianao nametraka ahy"
|
|
|
|
# tany malalaka
|
|
|
|
Ny Hebreo nihevitra ny tany malalaka toy ny hoe sarinteny ho an'ny fiarovana sy fahafahana. DH: "toerana izay mahafaka ahy"
|
|
|
|
# ao anaty fahoriana aho
|
|
|
|
"mijaly mafy aho"
|
|
|
|
# ny fanahiko mbamin'ny nofoko
|
|
|
|
Ny fiteny hoe "fanahy" sy "nofo" dia ampiasaina hamaritana ny tenan'ny olona manontolo.
|