411 B
411 B
Ianao nametraka ny tongotro
Eto ny "tongotro" dia manondro ny mpanoratra. DH: "Ianao nametraka ahy"
tany malalaka
Ny Hebreo nihevitra ny tany malalaka toy ny hoe sarinteny ho an'ny fiarovana sy fahafahana. DH: "toerana izay mahafaka ahy"
ao anaty fahoriana aho
"mijaly mafy aho"
ny fanahiko mbamin'ny nofoko
Ny fiteny hoe "fanahy" sy "nofo" dia ampiasaina hamaritana ny tenan'ny olona manontolo.