28 lines
1000 B
Markdown
28 lines
1000 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Ny mpanoratra manohy mamaritra ny herin'ny feon'i Yaveh.
|
|
|
|
# Mampitsambikimbikina an'i Libanona tahaka ny zanak'omby Izy
|
|
|
|
Libanona dia lazaina toy ny hoe zanak'omby kely. Manamafy izany fa rehefa miteny Yaveh, dia mampihorohoro ny tany ny herin'ny feony. DH: "Mampihorohoro ny tanin'i Libanona tahaka ny zanak'omby mitsambikimbikina Izy"
|
|
|
|
# Mampitsambikimbikina
|
|
|
|
Mivikina moramora mandroso mihemotra
|
|
|
|
# Siriona toy ny vatotr'omby
|
|
|
|
Siriona dia lazaina toy ny hoe omby tanora. Manamafy izany fa rehefa miteny Yaveh, dia mampihorohoro ny tany ny feony. Mety hanampy ny manisy ny teny tsy ampy. DH: "ampitsambikimbikininy tahaka ny omby tanora i Siriona"
|
|
|
|
# Siriona
|
|
|
|
Ity dia tendrombohitra any Libanona. Antsoina ihany koa hoe tendrombohitra Hermona.
|
|
|
|
# Ny feon'i Yaveh mamoaka lelafo
|
|
|
|
Izay fisehoan'ny "feo" rehetra eto dia maneho an'i Yaveh miteny. DH: "Rehefa miteny Yaveh dia manao ny varatra hitselatra eny amin'ny habakabaka"
|
|
|
|
# lelafo
|
|
|
|
Manondro tselatra izany.
|