40 lines
1.6 KiB
Markdown
40 lines
1.6 KiB
Markdown
# Aza misintona ahy hiala
|
|
|
|
Andriamanitra manafay olona dia lazaina toy ny hoe Izy tenany mihitsy no manala azy ireo. Ao amin'ity sarinteny ity Yaveh dia mety hoe mandefa azy ireo any am-ponja, na sesitany, na amin'ny fahafatesana. DH: "Aza manaisotra ahy"
|
|
|
|
# izay manonona fiadanana amin'ny namany
|
|
|
|
Eto ny "namana" dia manondro ny olona amin'ny ankapobeny. DH: "izay miteny amim-piadanana amin'ny olon-kafa"
|
|
|
|
# nefa manana faharatsiana ao am-pony
|
|
|
|
Eto ny "fo" dia maneho ny fisainan'ny olona iray na ny fiheviny. DH: "nefa mihevitra zava-dratsy amin'izy ireo"
|
|
|
|
# Omeo azy ireo ny sahaza ny asany ... valio araka izay takian'ny faharatsiam-panahiny
|
|
|
|
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy. Ampiasaina iro mba hanamafisana fa mendrika azy ireo ny faizin'Andriamanitra.
|
|
|
|
# ny asan'ny tanany
|
|
|
|
Eto ny "tanana" dia maneho izay zava-bitan'ny olona iray. DH: "ireo zavatra izay efa vitan'izy ireo"
|
|
|
|
# avereno aminy araka izay sahaza azy
|
|
|
|
"omeo azy ireo izay mendrika azy"
|
|
|
|
# Satria tsy takatr'izy ireo ... tsy mba ho hatsangana mihitsy
|
|
|
|
Tsy mazava raha ny andininy faha 5 no mora azo indrindra raha fanambarana tsotra (toy ny ao amin'ny ULB) na raha fangatahana (toy ny ao amin'ny UDB).
|
|
|
|
# tsy takatr'izy ireo ny asan'i Yaveh
|
|
|
|
Izany midika fa ny "tsy takatra" dia manao tsinontsinona izy ireo na tsy manome voninahitra ireo asan'i Yaveh. DH: "tsy momba izay vitan'i Yaveh amim-boninahitra izy ireo"
|
|
|
|
# ny asan'ny tanany
|
|
|
|
Eto ny "tanana" dia maneho izay nataon'i Yaveh na namboariny. DH: "izay namboariny"
|
|
|
|
# hopotehiny izy ireo ka tsy mba ho hatsangana mihitsy
|
|
|
|
Ny famaizana ny olona ratsy fanahy dia lazaina toy ny hoe tranobe izy ireo na tanàna izay ho rava.
|