plt_tn/psa/018/046.md

16 lines
677 B
Markdown

# ho deraina anie ny vatolampiko
Izany dia azo atao tso-drafitra. DH: "Izy no vatolampiko ary tokony hoderaina" na "hidera ny vatolampiko anie ny olona"
# ny vatolampiko
Ny mpanoratra eto dia miteny ny fiarovan'i Yaveh toy ny hoe vatolampy Izy ary mampitandrina ireo fahavalony tsy hahatratra Azy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 18:2
# ny Andriamanitry ny famonjena ahy
Izany dia midika fa Andriamanitra no nanavotra azy. DH: "ny Andriamanitra izay nanavotra ahy"
# ilay Andriamanitra izay manao valifaty ho ahy
Ny "manao valifaty" dia midika ho manafay olona amin'ny ratsy ataony. DH: "ilay Andriamanitra izay manafay ny olona amin'ny zava-dratsy nataony tamiko"