677 B
677 B
ho deraina anie ny vatolampiko
Izany dia azo atao tso-drafitra. DH: "Izy no vatolampiko ary tokony hoderaina" na "hidera ny vatolampiko anie ny olona"
ny vatolampiko
Ny mpanoratra eto dia miteny ny fiarovan'i Yaveh toy ny hoe vatolampy Izy ary mampitandrina ireo fahavalony tsy hahatratra Azy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 18:2
ny Andriamanitry ny famonjena ahy
Izany dia midika fa Andriamanitra no nanavotra azy. DH: "ny Andriamanitra izay nanavotra ahy"
ilay Andriamanitra izay manao valifaty ho ahy
Ny "manao valifaty" dia midika ho manafay olona amin'ny ratsy ataony. DH: "ilay Andriamanitra izay manafay ny olona amin'ny zava-dratsy nataony tamiko"