plt_tn/psa/018/013.md

20 lines
517 B
Markdown

# Nikotroka eny an-danitra Yaveh
Ny feon'i Yaveh dia re toy ny kotroka.
# ny Avo Indrindra
"ny Avo Indrindra" dia manondro an'i Yaveh.
# Nandefa ny zana-tsipìkany izy ary nampiparitaka ireo fahavalony ... tselatra maro no nanaparitaka azy ireo
Ireo andinateny roa ireo dia manana hevitra mitovy.
# Nandefa ny zana-tsipìkany izy ary nampiparitaka ireo fahavalony
Ny fikapoky ny tselatra eto dia lazaina toy ny hoe zana-tsipìka.
# nanaparitaka azy ireo
"nandefa azy ireo ho amin'ny karazan-dalana samihafa"