plt_tn/psa/018/013.md

517 B

Nikotroka eny an-danitra Yaveh

Ny feon'i Yaveh dia re toy ny kotroka.

ny Avo Indrindra

"ny Avo Indrindra" dia manondro an'i Yaveh.

Nandefa ny zana-tsipìkany izy ary nampiparitaka ireo fahavalony ... tselatra maro no nanaparitaka azy ireo

Ireo andinateny roa ireo dia manana hevitra mitovy.

Nandefa ny zana-tsipìkany izy ary nampiparitaka ireo fahavalony

Ny fikapoky ny tselatra eto dia lazaina toy ny hoe zana-tsipìka.

nanaparitaka azy ireo

"nandefa azy ireo ho amin'ny karazan-dalana samihafa"