plt_tn/psa/017/015.md

482 B

dia hahita ny tavanao amin'ny fahamarinana aho

Ny "tava" eto dia maneho an'i Yaveh amin'ny vatany manontolo. Davida matoky fa hahita an'i Yaveh izy. DH: "Koa satria aho miasa amin'ny fomba marina, dia hiaraka aminao aho indray andro any" (UDB)

ho afa-po, amin'ny fijerena Anao aho, rehefa mifoha

Davida mino fa aorian'ny fahafatesany, dia hiaraka amin'i Yaveh izy. Azo azavaina tsara izany ao amin'ny fandikan-teny. DH: "Rehefa maty aho, dia ho faly ao amin'ny fanatrehanao"