plt_tn/psa/017/015.md

8 lines
482 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# dia hahita ny tavanao amin'ny fahamarinana aho
Ny "tava" eto dia maneho an'i Yaveh amin'ny vatany manontolo. Davida matoky fa hahita an'i Yaveh izy. DH: "Koa satria aho miasa amin'ny fomba marina, dia hiaraka aminao aho indray andro any" (UDB)
# ho afa-po, amin'ny fijerena Anao aho, rehefa mifoha
Davida mino fa aorian'ny fahafatesany, dia hiaraka amin'i Yaveh izy. Azo azavaina tsara izany ao amin'ny fandikan-teny. DH: "Rehefa maty aho, dia ho faly ao amin'ny fanatrehanao"