12 lines
707 B
Markdown
12 lines
707 B
Markdown
# Avoty tsy ho azon'ny ratsy fanahy amin'ny alalan'ny sabatrao ny aiko ... Avoty amin'ny olona amin'ny alalan'ny tananao aho, Yaveh o, dia amin'ny olon'izao tontolo
|
|
|
|
Ireo fehezanteny roa ireo dia manana hevitra mitovy. Ny fiverimberenana dia manampy fanamafisana amin'ny tenin'ny mpanoratra.
|
|
|
|
# amin'ny alalan'ny sabatrao ... amin'ny alalan'ny tananao
|
|
|
|
Ny "sabatra" sy "tanana" eto dia maneho ny herin'i Yaveh.
|
|
|
|
# Hameno harena ny kibon'ireo sarobidinao Ianao
|
|
|
|
Ny lahatsoratra fahiny eto dia miova. Ireo mety ho heviny dia 1) Hamatsy fitahiana lehibe ho an'ny olony Yaveh. DH: "Hanome fitahiam-be ny olonao Ianao" na 2) Hanafay mafy ny ratsy fanahy ka hatrany amin'ny zanany sy ny zafikelin'izy ireo Yaveh.
|