plt_tn/psa/010/006.md

700 B

Hoy izy

"Hoy ilay lehilahy ratsy fanahy"

manerana ny taranaka mandimby rehetra

Mety ho midika hoe "mandrakizay" izany raha tsorina.

tsy hahita fahoriana aho

Ny fandalovana fahoriana dia lazaina toy ny hoe mahita izany. DH: "tsy hanam-pahoriana aho"

Feno ozona sy fitaka, sy teny mampidi-doza ny vavany

Ny zavatra lazain'ny olona dia atao toy ny hoe eo am-bavany. DH: "Manozona olona foana izy ary milaza zavatra mamitaka sy mampidi-doza" na "Manozona olona foana izy, milaza lainga, ary mandrahona hamono olona."

mandratra sy mamotika ny lelany

Ny lela eto dia maneho fitenenana. DH: na "izay lazainy dia mandratra sy mamotika olona" na "miteny mandrahona sy mandratra olona izy."