plt_tn/psa/010/006.md

20 lines
700 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hoy izy
"Hoy ilay lehilahy ratsy fanahy"
# manerana ny taranaka mandimby rehetra
Mety ho midika hoe "mandrakizay" izany raha tsorina.
# tsy hahita fahoriana aho
Ny fandalovana fahoriana dia lazaina toy ny hoe mahita izany. DH: "tsy hanam-pahoriana aho"
# Feno ozona sy fitaka, sy teny mampidi-doza ny vavany
Ny zavatra lazain'ny olona dia atao toy ny hoe eo am-bavany. DH: "Manozona olona foana izy ary milaza zavatra mamitaka sy mampidi-doza" na "Manozona olona foana izy, milaza lainga, ary mandrahona hamono olona."
# mandratra sy mamotika ny lelany
Ny lela eto dia maneho fitenenana. DH: na "izay lazainy dia mandratra sy mamotika olona" na "miteny mandrahona sy mandratra olona izy."