plt_tn/psa/009/015.md

12 lines
650 B
Markdown

# Nilentika tao amin'ny lavaka izay nataon'izy ireo ireo firenena
nihady lavaka maro ny olona mba hihazana biby hianjera ao. Eto ny fihadiana lavaka dia maneho fikasana hamotika olona. DH: "Ireo firenena dia tahaka ny olona mihady lavaka ho an'ny hafa ka dia mandatsaka ao amin'izany"
# tratra tao amin'ny harato izay nafenin'izy ireo ny tongony
Manafina harato ny olona mba hahazoana biby ho babo ao amin'izany. Eto ny fanafenana harato dia maneho fikasana hamotika olona. DH: "Izy ireo dia tahaka ny olona manafina harato ka dia manatratra ao amin'izany"
# voafandrika
"voafandrika" na "tratra." Izany dia maneho fahapotehana. DH: "voapotika"