plt_tn/psa/009/015.md

650 B

Nilentika tao amin'ny lavaka izay nataon'izy ireo ireo firenena

nihady lavaka maro ny olona mba hihazana biby hianjera ao. Eto ny fihadiana lavaka dia maneho fikasana hamotika olona. DH: "Ireo firenena dia tahaka ny olona mihady lavaka ho an'ny hafa ka dia mandatsaka ao amin'izany"

tratra tao amin'ny harato izay nafenin'izy ireo ny tongony

Manafina harato ny olona mba hahazoana biby ho babo ao amin'izany. Eto ny fanafenana harato dia maneho fikasana hamotika olona. DH: "Izy ireo dia tahaka ny olona manafina harato ka dia manatratra ao amin'izany"

voafandrika

"voafandrika" na "tratra." Izany dia maneho fahapotehana. DH: "voapotika"