plt_tn/psa/001/006.md

12 lines
645 B
Markdown

# Fa Yaveh dia manaiky ny lalan'ny olo-marina, fa ny lalan'ny ratsy fanahy kosa ho levona
Ireo fehezanteny roa ireo dia mampitaha izay hahazo ny olona tsara fanahy sy izay hitranga amin'ny olona ratsy fanahy
# Fa Yaveh dia manaiky ny lalan'ny olo-marina
Ny fomba fiainan'ny olona dia lazaina ho tahaka ny "lalana" na "arabe" izay diavin'izy ireo. DH: "ny fomba haveloman'ny olo-marina"
# fa ny lalan'ny ratsy fanahy kosa ho levona
Eto ny "lalana" dia midika ny ratsy fanahy, izay heverina hoe mandeha amin'ny lalana. DH: "Ho ringana ny olona ratsy fanahy nohon'ny fombany" na "ho faty ny olona ratsy fanahy nohon'ny fomba fiainan'izy ireo"