645 B
645 B
Fa Yaveh dia manaiky ny lalan'ny olo-marina, fa ny lalan'ny ratsy fanahy kosa ho levona
Ireo fehezanteny roa ireo dia mampitaha izay hahazo ny olona tsara fanahy sy izay hitranga amin'ny olona ratsy fanahy
Fa Yaveh dia manaiky ny lalan'ny olo-marina
Ny fomba fiainan'ny olona dia lazaina ho tahaka ny "lalana" na "arabe" izay diavin'izy ireo. DH: "ny fomba haveloman'ny olo-marina"
fa ny lalan'ny ratsy fanahy kosa ho levona
Eto ny "lalana" dia midika ny ratsy fanahy, izay heverina hoe mandeha amin'ny lalana. DH: "Ho ringana ny olona ratsy fanahy nohon'ny fombany" na "ho faty ny olona ratsy fanahy nohon'ny fomba fiainan'izy ireo"