plt_tn/pro/28/09.md

36 lines
1.2 KiB
Markdown

# mamily ny sofiny tsy hihaino ny lalàna
Maneho ny fihodinan'ilay olona manontolo sy ny fandavany ny lalàn'Andriamanitra izany. DH: "miala amin'ny fihainoana sy fankatoavana ny lalàna"
# na ny fivavahany aza maharikoriko
"na ny fivavahany aza manafintohina an'Andriamanitra." DH: "Halan'i Yaveh na dia ny fivavahany aza"
# maharikoriko
Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 3:31 io.
# Na iza na iza mamily lalana ny mahitsy amin'ny lalàn-dratsy
Sarinteny ilazana ny fitondrana ny olo-marina mizaotra mankany amin'ny lalan-dratsy io. DH: "Izay rehetra mahatonga ny marina handeha amin'ny lalan-dratsy"
# Na iza na iza mamily lalana ... lalàn-dratsy dia hilatsaka ao amin'ny lavany ihany
"Ra misy mamily lalana ... lalan-dratsy, dia hilatsaka"
# ny mahitsy
Ilazana ny olo-marina amin'ny ankapobeny io. DH: "olo-marina"
# hilatsaka ao amin'ny lavany ihany
"hilatsaka ao amin'ny fandrika izay nolavahany." Sarinteny ilazana ny fiafarana ao amin'ny toerana ratsy tahaka ny nitarihany ny hafa ihany izany. DH: "hiafara ao amin'ny toerana ratsy izay nitarihany ny hafa ihany"
# tsy misy tsiny
Ilazana ny olona tsy misy tsiny amin'ny ankpobeny io. DH: "olona tsy misy tsiny"
# hanana lova tsara
"handova izay tsara"