# mamily ny sofiny tsy hihaino ny lalàna Maneho ny fihodinan'ilay olona manontolo sy ny fandavany ny lalàn'Andriamanitra izany. DH: "miala amin'ny fihainoana sy fankatoavana ny lalàna" # na ny fivavahany aza maharikoriko "na ny fivavahany aza manafintohina an'Andriamanitra." DH: "Halan'i Yaveh na dia ny fivavahany aza" # maharikoriko Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 3:31 io. # Na iza na iza mamily lalana ny mahitsy amin'ny lalàn-dratsy Sarinteny ilazana ny fitondrana ny olo-marina mizaotra mankany amin'ny lalan-dratsy io. DH: "Izay rehetra mahatonga ny marina handeha amin'ny lalan-dratsy" # Na iza na iza mamily lalana ... lalàn-dratsy dia hilatsaka ao amin'ny lavany ihany "Ra misy mamily lalana ... lalan-dratsy, dia hilatsaka" # ny mahitsy Ilazana ny olo-marina amin'ny ankapobeny io. DH: "olo-marina" # hilatsaka ao amin'ny lavany ihany "hilatsaka ao amin'ny fandrika izay nolavahany." Sarinteny ilazana ny fiafarana ao amin'ny toerana ratsy tahaka ny nitarihany ny hafa ihany izany. DH: "hiafara ao amin'ny toerana ratsy izay nitarihany ny hafa ihany" # tsy misy tsiny Ilazana ny olona tsy misy tsiny amin'ny ankpobeny io. DH: "olona tsy misy tsiny" # hanana lova tsara "handova izay tsara"