plt_tn/pro/26/13.md

20 lines
691 B
Markdown

# Ny olona kamo manao hoe: "Misy liona ... eny ankalamanjana!"
Mandainga ny kamo ary milaza fa tsy afaka mivoaka hiasa satria misy liona eny an-dalana sy eny ankalamanjana.
# Misy liona eny an-dalana!
Adikao araka ny ao amin'ny 22:3 io.
# eny ankalamanjana
Manondro ny toerana eny an-tanàna izay misy toerana be dia be handehanan'ny olona sy hivorian'ny olona izany. DH: "ivaon'ny tanàna'' na "lalana"
# saviliny
singam-by izay mamatotra ny varavarana amin'ny zavatra iray izay mampivoaha sy manidy azy
# oy ny varavarana mihodina amin'ny saviliny, dia toy izany koa ny olona kamo eo am-pandriany
Samy mihetsika ny varavarana sy ny olona kamo, saingy tsy mandeha na aiza na aiza.