plt_tn/pro/26/13.md

691 B

Ny olona kamo manao hoe: "Misy liona ... eny ankalamanjana!"

Mandainga ny kamo ary milaza fa tsy afaka mivoaka hiasa satria misy liona eny an-dalana sy eny ankalamanjana.

Misy liona eny an-dalana!

Adikao araka ny ao amin'ny 22:3 io.

eny ankalamanjana

Manondro ny toerana eny an-tanàna izay misy toerana be dia be handehanan'ny olona sy hivorian'ny olona izany. DH: "ivaon'ny tanàna'' na "lalana"

saviliny

singam-by izay mamatotra ny varavarana amin'ny zavatra iray izay mampivoaha sy manidy azy

oy ny varavarana mihodina amin'ny saviliny, dia toy izany koa ny olona kamo eo am-pandriany

Samy mihetsika ny varavarana sy ny olona kamo, saingy tsy mandeha na aiza na aiza.