8 lines
498 B
Markdown
8 lines
498 B
Markdown
# Amim-paharetana no ahafahana mandresy lahatra ny mpanapaka
|
|
|
|
Ireo teny ireo dia azo adika hoe DH: "Ny olona manam-paharetana dia afaka mandresy lahatra ny mpanapaka" na "Ny olona izay afaka miteny amin'ny mpanapaka ary manova ny heviny"
|
|
|
|
# ny lela malefaka dia mety hanapaka taolana
|
|
|
|
Ny teny hoe "lela" dia ilazana ny teny izay lazain'ny olona amin'ny fampiasana ny lela. Ny teny hoe "taolana" dia sarinteny ilazana ny fanoherana mafy. DH: "ny teny malefaka dia afaka mandresy ny fanoherana mafy"
|