# Amim-paharetana no ahafahana mandresy lahatra ny mpanapaka Ireo teny ireo dia azo adika hoe DH: "Ny olona manam-paharetana dia afaka mandresy lahatra ny mpanapaka" na "Ny olona izay afaka miteny amin'ny mpanapaka ary manova ny heviny" # ny lela malefaka dia mety hanapaka taolana Ny teny hoe "lela" dia ilazana ny teny izay lazain'ny olona amin'ny fampiasana ny lela. Ny teny hoe "taolana" dia sarinteny ilazana ny fanoherana mafy. DH: "ny teny malefaka dia afaka mandresy ny fanoherana mafy"