20 lines
1005 B
Markdown
20 lines
1005 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).
|
|
|
|
# Mihainoa—ianao!—ry zanako
|
|
|
|
"Mihainoa tsara, ry zanako." Milaza teny fanampiny ilay miteny hahazoany antoka fa mihaino tsara ny mpihaino.
|
|
|
|
# hampizory amin'ny lalana
|
|
|
|
Ny fanapahana hevitra hanao ny mety dia resahina toy ny hoe misy olona mapiseho amin'ny hafa ny lalana tsara tokony harahina. DH: "ataovy azo antoka fa manao izay hendry ianao"
|
|
|
|
# fatra-pihinan-kena
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) "olona mihinan-kena mihoatra izay ilainy" na 2) fibangoan-teny ilazana ny "olona izay mihinana sakafo mihoatra izay ilainy" io.
|
|
|
|
# ny faharendrehana no hampitafy azy amin'ny voro-damba
|
|
|
|
Ny teny hoe "faharendrehana" dia filaza-masaka ilazana ny olona madany fotoana be loatra amin'ny fihinanan-kanina sy fisotroana. Io fihetsika io dia resahina toy ny hoe ray aman-dreny mampitafy zaza. DH: "satria mandany fotoana be loatra amin'ny fihinanana sy fisotroana izy ireo, dia tsy hiasa ka hanjary hahantra"
|